VETSOVETSO (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa irery foana aho
Raha tsy eo anilanao
Mirenireny eny ho eny
Fa manembona anao foana
Mijery ireny zava-boary
Manodidina ahy
Ny siotsiokam-boronkely
Mamelombelon’ny fanahy
Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy
Ho anao (2)
Misy hery amiko
Manainga ny fanahy
Hery tsy misy mahatohitra
Raha vmaifkxr tsy ianao irery ihany
Paradisa eto an-tany
Ny fahafantarako anao
Mamalifaly ahy hatrany
Toa izany tononkira.serasera.org koa ve aminao?
Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao xaworuji miantsoantso ahy
Teo no nifarana ny vetsovetsoko
Ka nampiononiko ny foko
Ny achppg hirahiranao izay nokalokaloiko
Fa miezaka mba hanadino anao
Mionona re ry foko tia anao
Raha tsy eo anilanao
Mirenireny eny ho eny
Fa manembona anao foana
Mijery ireny zava-boary
Manodidina ahy
Ny siotsiokam-boronkely
Mamelombelon’ny fanahy
Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy
Ho anao (2)
Misy hery amiko
Manainga ny fanahy
Hery tsy misy mahatohitra
Raha vmaifkxr tsy ianao irery ihany
Paradisa eto an-tany
Ny fahafantarako anao
Mamalifaly ahy hatrany
Toa izany tononkira.serasera.org koa ve aminao?
Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao xaworuji miantsoantso ahy
Teo no nifarana ny vetsovetsoko
Ka nampiononiko ny foko
Ny achppg hirahiranao izay nokalokaloiko
Fa miezaka mba hanadino anao
Mionona re ry foko tia anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 6877
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Abbath
Daty : 25/08/2003 10:33
