VETSOVETSO (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa irery foana aho
Raha tsy eo anilanao
Mirenireny eny ho eny
Fa manembona anao foana
Mijery ireny zava-boary
Manodidina ahy
Ny siotsiokam-boronkely
Mamelombelon’ny ewkb fanahy
Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy
Ho anao (2)
Misy hery amiko
Manainga ny fanahy
Hery tsy misy mahatohitra
Raha ialfml tsy ianao irery ihany
Paradisa eto an-tany
Ny fahafantarako anao
Mamalifaly ahy hatrany
Toa izany koa ve aminao?
Ny rivotra mitsoka tghzre manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy
Teo no nifarana ny vetsovetsoko
Ka nampiononiko ny foko
Ny hirahiranao tononkira.serasera.org izay nokalokaloiko
Fa miezaka mba hanadino anao
Mionona re ry foko tia anao
Raha tsy eo anilanao
Mirenireny eny ho eny
Fa manembona anao foana
Mijery ireny zava-boary
Manodidina ahy
Ny siotsiokam-boronkely
Mamelombelon’ny ewkb fanahy
Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy
Ho anao (2)
Misy hery amiko
Manainga ny fanahy
Hery tsy misy mahatohitra
Raha ialfml tsy ianao irery ihany
Paradisa eto an-tany
Ny fahafantarako anao
Mamalifaly ahy hatrany
Toa izany koa ve aminao?
Ny rivotra mitsoka tghzre manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy
Teo no nifarana ny vetsovetsoko
Ka nampiononiko ny foko
Ny hirahiranao tononkira.serasera.org izay nokalokaloiko
Fa miezaka mba hanadino anao
Mionona re ry foko tia anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 7056
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Abbath
Date : 25/08/2003 10:33
