VETSOVETSO (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa irery foana rduumc aho
Raha tsy eo anilanao
Mirenireny eny ho eny
Fa manembona anao foana

Mijery ireny zava-boary
Manodidina ahy
Ny siotsiokam-boronkely
Mamelombelon’ny fanahy

Ny dgny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy
Ho anao (2)

Misy hery amiko
Manainga tononkira.serasera.org ny fanahy
Hery tsy misy mahatohitra
Raha tsy ianao irery ihany

Paradisa eto an-tany
Ny fahafantarako anao
Mamalifaly ahy hatrany
Toa qjiouu izany koa ve aminao?

Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo
Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy

Teo no nifarana ny vetsovetsoko
Ka nampiononiko ny foko
Ny hirahiranao izay nokalokaloiko
Fa miezaka mba hanadino anao
Mionona re ry foko tia anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kiaka
Hits : 7058
Likes : 0 Like
Created by : Abbath
Date : 25/08/2003 10:33
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449