Aleoko (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleoko
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Aleony mody e, ny mody no fanafody.
Fahendrena no pxkmq miala.
Miala amin’izay tononkira.serasera.org mankahala!
Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba fanaony e,
Sarotra ny ypyar miaina, fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.
Raha olombelona ihany!
Misy foana ny indro kely eto an-tany.
Ka mivilana ahitsio, na lavo aza mody ikipio e.
Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba fanaony e,
Sarotra ny miaina, fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.
Fihatsarambelatsihy!Milaza hoe tena tia,
Nefa indrisy!
Mitabataba ireo maro,
Tsy mampite-hifangaro,
Ny fo edyjozcg zairo.
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
(X2)
Do Rajhonson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 7282
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:41