Iray kilasy (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanojo
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana tononkira.serasera.org isika

fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
       Nifankahita isan’andro isan’andro
  ehspfu      Tsy handry foana ny andro maraina
       Ahitana anao ao an-dakilasy ao

Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola hgtucke agkr misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012