Avelao (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no nikasako ny hanovako ity toetrako
Kanefa ny tononkira.serasera.org foko mihitsy minia ny handà ny sitrakao
Ireo ditra sy ny adalàna, ny fiainana fijangajangana
Ka hifonako Aminao re ry Ray be fihantràna!
Koa ankehitriny aho mifona Aminao ry Ray!
Avelao ny fahadisoako! izay mangeja ahy isanandro
Avelao, avelao, avelao!
Ny fahotako

Very làlana aho hatrizay re! ka fgeazche tsy nahalala afa-tsy izaho
Hay ny fiainako rehetra rehetra tena tsapako 'kay manjoretra

Ka hifonako Aminao re ry Ray fihantràna!

Avelao ny jxyvix fahadisoako! izay mangeja ahy isanandro

Inty aho, inty aho, inty aho!
Iraho aho!
AVELAO
Feon'anjomara jdymqbs Mahajanga Album Vol.01

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 06:46