Avelao (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no nikasako ny hanovako ity toetrako
Kanefa ny foko mihitsy minia ny handà ny sitrakao
Ireo zirto ditra sy ny adalàna, ny fiainana fijangajangana
Ka hifonako Aminao re ry Ray be fihantràna!
Koa ankehitriny aho mifona Aminao ry Ray!
Avelao ny fahadisoako! izay mangeja ahy isanandro
Avelao, avelao, avelao!
Ny fahotako

Avelao ny fahadisoako! izay mangeja ahy tononkira.serasera.org isanandro
Avelao, avelao, avelao!
Ny fahotako
Very làlana aho hatrizay re! ka tsy nahalala afa-tsy izaho
Hay ny fiainako rehetra rehetra tena tsapako 'kay manjoretra
Ireo ditra sy ny adalàna, ny fiainana fijangajangana
Ka hifonako Aminao re ry Ray fihantràna!
Koa ankehitriny aho mifona Aminao ry qloxvw Ray!

Koa ankehitriny aho mifona yehncfgn Aminao ry Ray!

Inty aho, inty aho, inty aho!
Iraho aho!
AVELAO
Feon'anjomara Mahajanga Album Vol.01

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 382
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 06:46