Soavaly metaly (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao ve izao zavatra ho lazaiko
Korotam-by mitambatambatra
Nomena julchdy endrika soavaly izy io
Ary mety koa hahatara an’ialahy
Raha ialahy no mitondra azy
Mandeha mirevy
Dia haniditsidina toa qtropaco voromahery
Voromahery èry ambony vovonana
Vonovorona ve atahoran’ialahy ?
Soavaly vy, revin’ny bandy tononkira.serasera.org lesy izy io
Soavaly metaly, mibetrobetroka
Soavaly vy, mahatamana, manadala
KIAKA
ctabzvl
Korotam-by mitambatambatra
Nomena julchdy endrika soavaly izy io
Ary mety koa hahatara an’ialahy
Raha ialahy no mitondra azy
Mandeha mirevy
Dia haniditsidina toa qtropaco voromahery
Voromahery èry ambony vovonana
Vonovorona ve atahoran’ialahy ?
Soavaly vy, revin’ny bandy tononkira.serasera.org lesy izy io
Soavaly metaly, mibetrobetroka
Soavaly vy, mahatamana, manadala
KIAKA
ctabzvl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 4259
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 17/06/2002 16:19
