Soavaly metaly (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao ve izao zavatra ho lazaiko
Korotam-by mitambatambatra
Nomena endrika soavaly izy io
Ary mety koa hahatara an’ialahy

Raha ialahy no mitondra azy
Mandeha mirevy
Dia haniditsidina toa voromahery
Voromahery èry ambony vovonana
Vonovorona ve atahoran’ialahy ?

Soavaly tononkira.serasera.org jrwomczo vy, revin’ny saevfrtp bandy lesy izy io
Soavaly metaly, mibetrobetroka
Soavaly ylqzy vy, mahatamana, manadala

KIAKA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 4432
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 17/06/2002 16:19
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481