Soavaly metaly (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao ve izao zavatra ho tononkira.serasera.org lazaiko
Korotam-by mitambatambatra
Nomena endrika soavaly izy io
Ary mety koa hahatara an’ialahy

Raha ialahy no mitondra azy
Mandeha mirevy
Dia haniditsidina toa voromahery
Voromahery wjey supm èry ambony vovonana
Vonovorona ve atahoran’ialahy ?

Soavaly vy, revin’ny hrczoxce bandy lesy izy io
Soavaly metaly, mibetrobetroka
Soavaly vy, mahatamana, manadala

KIAKA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kiaka
Visites : 4261
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 17/06/2002 16:19
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092