Ho Vatolampiko Ianao (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho Vatolampiko hcwuxvg Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko Ianao

Ho Vatolampiko Ianao
Hanafaka ahy ianao
Amin’ny fandrika arato mampahory
Ho Vatolampiko japb Ianao

Simba ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao tononkira.serasera.org ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo

Simba csahz ny alahelo ny masoko
Ny fanahiko sy ny tenako
Hitanao ny fahantrako
Ny fahorian’ny fanahiko
Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo

Ho Vatolampiko ianao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Nanahary
Vangy : 7384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bako
Daty : 18/02/2003 12:08
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111