Hiara-dia (Ivoara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Duo avec Nanie)
Aza asiana ahiahy tononkira.serasera.org
Ny fihestik’ireo tsy tia
Te handrava ilay fitia, izay kasaina ho doria lqffyiwy
Na izaho sy ianao, dia sanatria ny hifandao
Tsy jqrwxhhy hisy intsony ahasakana, fa hitohy hatrany am-pasana
Hiara-dia, hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia, hifanampy, hifanasoa, hifandefitra tokoa
Tsy hifanao an-dolom-po....
Ary izaho sy ianao
Dia toy ny olona iray
Fo iray vaovao hitempo mandrakizay
Hiara-dia, rdegfu hiray saina, hiray fo
Hanaja ilay fitia, vonona hifankatoa
Hiara-dia mandrakizay
Hiara-dia mandrakizay.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IvoaraVangy : 7176
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/08/2003 16:22