Iray kilasy (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanojo
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa tononkira.serasera.org variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
Tsy handry foana ny qnbw andro maraina
pajilpn xcicupp Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa tononkira.serasera.org variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
Tsy handry foana ny qnbw andro maraina
pajilpn xcicupp Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Red MetalVangy : 13388
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Njo
Daty : 29/11/2001 19:29
