MAHARETA (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Eny an-dalam-panompoana
Hisedrana fitsapana mahamay
Aza tfbz mora kiva foana
Fa ny Tompontsika  tia mandrakizay


2_Hey! mamakivaky onja
Ity Sambo izay mitondra antsika ity
Mila vavaka mafonja
MBA ho tody sy ho tafitasoa any

-Andriamanitra tsy Jamba
Fa mahita vovkykch ny atao
Lala-marina, unmlqgi sy tsara no tiany MBA hizoranao
Tano mafy ny tononkira.serasera.org finoana ho ampinga ho entinao
Aza kivy mahareta paradisa ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GALAF
Vangy : 1399
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 23/12/2023 17:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0162