Mitsonika aminao (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirotoroto fidoboka
Mivaralila mila hiongotra
Miredareda fidonaka
Tia anao ity foko mitsonika

Misy fijery mamatotra pnibpwk ahy
Misy fiteny teny mamiko a!
Misy ny vmjmxsu toetra mambambo fanahy
Aminao izay maharendrika

Mitsonika aminao e!
Ity tononkira.serasera.org foko lasanao Lala ô !
Mitsonika aminao e!
Miraradraka
Tsisy fanafany a!
Fa raofim-potsiny !

Ela ny ela ka rendrika aho
Sendra fitia tsy nampoizina
Hay nisy nofy iray niombonana
Tany ho any ka txqp nokobonina.

Misonika aminao e!...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465