Tsy Ferana (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fitia tsy mety maty
Fa mifikitra ao am-po
Hodian-tsy hita mankarary
Alevina tsy mety ho lo
Totofana vao miha-mitsiry
Ilaozana tqrhbwu manangatra
Injao bkqyly fa re mangirifiry
Rehefa ianao tsy tazana
Salovanao mandindona

Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana
Mandoro raha kobonina

Ny lalana nizorantsika
Anefa ity tsisy tononkira.serasera.org hirika
Fa lalan-tokana izy ity
Mivavahady rindrina
Ny fo mitempo sisa reko
Izy tsy mety mionona
Tsy wnbc te-hahalala hoe hatreto
Misy tsy azo hoarana
Mitia tsisy tahotra

--------
Link:
Comments
randriamanarivo mickael ( 26/08/2017 08:57)
Fa nga fohy kely ilay hira
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032