Izay ratranao dia Feriko (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay ratranao dia feriko
Takaitranao no aretiko
Ka n’inon’inona hanjo
Izay lalanao no hizorako
Antsana io na deexvmj tevana
Tsy ampiova na ixoblex ampihemotra
Fontsika mifangia
Miala eto ka hatrary

Veloma lava irony sento tomany
Ireo nofy ratsy tsy tononkira.serasera.org nanambina omaly
Tsy irery intsony aho manomboka androany
Sendra ny tiako aho no sady tia ka tsy ho tana
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka
Miantra aman’aina ka tsy foiko ho ravana
Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka
Tsy vitan’ny hoe "Tapaho hatreo io" dia miala!
O sanatria!

Fitiavanao no mamiko
Fa mamy toy ny taniko
Vimbino tsara fa ho arovako
Raha sendra misy ny tsy to
Fitia tsy nangalarina
Ka omeo lalana izahay fa
Ela niaretana
Fa mba te-ho rnwsl sambatra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0168