Mitsonika aminao (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirotoroto fidoboka
Mivaralila mila hiongotra
Miredareda fidonaka
Tia anao ity foko mitsonika
Misy fijery mamatotra ahy
Misy fiteny teny mamiko a!
Misy ny toetra cbuqymqp rlavranx mambambo fanahy
Aminao kooxbb izay maharendrika
Mitsonika aminao e!
Ity foko lasanao Lala ô !
Mitsonika aminao e!
Miraradraka
Tsisy fanafany a!
Fa raofim-potsiny !
Ela ny ela ka rendrika tononkira.serasera.org aho
Sendra fitia tsy nampoizina
Hay nisy nofy iray niombonana
Tany ho any ka nokobonina.
Misonika aminao e!...
Mivaralila mila hiongotra
Miredareda fidonaka
Tia anao ity foko mitsonika
Misy fijery mamatotra ahy
Misy fiteny teny mamiko a!
Misy ny toetra cbuqymqp rlavranx mambambo fanahy
Aminao kooxbb izay maharendrika
Mitsonika aminao e!
Ity foko lasanao Lala ô !
Mitsonika aminao e!
Miraradraka
Tsisy fanafany a!
Fa raofim-potsiny !
Ela ny ela ka rendrika tononkira.serasera.org aho
Sendra fitia tsy nampoizina
Hay nisy nofy iray niombonana
Tany ho any ka nokobonina.
Misonika aminao e!...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 22074
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Caroline
Date : 11/12/2001 13:02
