Mitsonika aminao (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirotoroto fidoboka
Mivaralila mila hiongotra
Miredareda fidonaka
Tia anao ity foko mitsonika

Misy fijery mamatotra ahy
Misy fiteny teny mamiko a!
Misy ny toetra mambambo zxdw fanahy
Aminao izay maharendrika

Mitsonika aminao e!
Ity foko lasanao Lala ô !
Mitsonika aminao wkyprkci e!
Miraradraka
Tsisy fanafany tononkira.serasera.org a!
Fa raofim-potsiny !

Ela ny vnwhs ela ka rendrika aho
Sendra fitia tsy nampoizina
Hay nisy nofy iray niombonana
Tany ho any ka nokobonina.

Misonika aminao e!...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118