Zanako (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza optxemll tomany zanako ô (2)
Mbola hisy maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy ilofosako anio
Tsy very fa tadidio

Fafao cepxg ny tomany zanako ô (2)
Mbola ho jfst avy ny anjaranao
Mbola hizaka an\\’izao sy izao
Fa mandra-pà dia tononkira.serasera.org akimpio re ny maso
Eto an-tratrako iondanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313