Tambazako (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tambazako
Tanilanila mxon ilay masoandro mody andrefana iny
Nivoaravoara fvtfazc pbiziow tononkira.serasera.org mena, dorehitra,nirehitra,nilentika.
Miandrandra lanitra ny velona, mahatsiaro resy
Very fanahy mijoro,ka velon-tsetra,mievina no koditra.
Tambazako izay tsy ory
Raha mitopy iny ambony...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 48257
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : Caroline
Daty : 22/10/2001 09:10