Nofy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanonofy anao aho tamin’izay
Mitsingevana hono ianao
Rahona no lbpyyjm ipetrahanao
Ny kintana ataonao djbg kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray tononkira.serasera.org ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý no omeko wsmfmvyd anao
Omeko anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
Mitsingevana hono ianao
Rahona no lbpyyjm ipetrahanao
Ny kintana ataonao djbg kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray tononkira.serasera.org ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý no omeko wsmfmvyd anao
Omeko anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 25112
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 18:48
