TRANO BONGO (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay trano bongo fonenan-tsika roa
Toa lobolobo simba sy lo
Tsisy masoandro miserana akory
Fa haizina antoandro ka manorisory
Ny varavarana zara raha mijoro
Manarangarana rtcnjjbl ireo mpampihorohoro
Ny hafaliana akia kila sy may
Ny hakiviana no mba mampiray
Soa fa nisy ny tsikitsikinao
Toa lapan’andriana ilay fierena
Soa fa nafàna ireo tànanao
Namàna ny fo efa mitalaho
Ireo zanatsika roa zara fisqz raha mitafy
Tsy mba niriaria fa mihafihafy
Jereo ny hafa fa toa tomady
Tsy mba mihafahafa fa nandresy an’ady
Soa fa nisy ny teny maminao
Nananatra mora ny tokony ho atao
Soa fa nafana ireo ygjxntsw tànanao
Namàna ny fo efa mitalaho
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Zoarinjatovo RAHAMISON (1982)
Toa lobolobo simba sy lo
Tsisy masoandro miserana akory
Fa haizina antoandro ka manorisory
Ny varavarana zara raha mijoro
Manarangarana rtcnjjbl ireo mpampihorohoro
Ny hafaliana akia kila sy may
Ny hakiviana no mba mampiray
Soa fa nisy ny tsikitsikinao
Toa lapan’andriana ilay fierena
Soa fa nafàna ireo tànanao
Namàna ny fo efa mitalaho
Ireo zanatsika roa zara fisqz raha mitafy
Tsy mba niriaria fa mihafihafy
Jereo ny hafa fa toa tomady
Tsy mba mihafahafa fa nandresy an’ady
Soa fa nisy ny teny maminao
Nananatra mora ny tokony ho atao
Soa fa nafana ireo ygjxntsw tànanao
Namàna ny fo efa mitalaho
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Zoarinjatovo RAHAMISON (1982)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 5191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2012 10:24
