Ho any amin'ny volana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho any amin'ny volana raha handeha ianao
Tsy kilalao na tsaho fa noho ianao
Handray ny tànanao pzzung raha sitrakao
Aza mandà re fa ho neninao
Avo loatra re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia mitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Fa avo dzkqx loatra re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia nitomany aho kfotmbxm fa resinao
Tomany aho fa resinao
Handao ny volana aho hamonjy anao
Tsy mahatokana aho fa mila anao
Nangovi-peo aho ka mitalaho
Ets ho safoiko re ny lohanao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Tonony sy feony : Rahamison tononkira.serasera.org Zoarinjatovo
Tsy kilalao na tsaho fa noho ianao
Handray ny tànanao pzzung raha sitrakao
Aza mandà re fa ho neninao
Avo loatra re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia mitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Fa avo dzkqx loatra re, hoy ianao
Ny volana ka tsy ho todinao
Dia nitomany aho kfotmbxm fa resinao
Tomany aho fa resinao
Handao ny volana aho hamonjy anao
Tsy mahatokana aho fa mila anao
Nangovi-peo aho ka mitalaho
Ets ho safoiko re ny lohanao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Raiso ny tanako, hoy ianao
Fihino mafy aho raha sitrakao
Dia nitomany aho fa resinao
Tomany aho fa resinao
Tonony sy feony : Rahamison tononkira.serasera.org Zoarinjatovo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4069
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/12/2012 23:53
