Hevitra momba an'i Zopanage

Hiverina amin'ny Zopanage Hampiditra hevitra
chrystophe ( 03/09/2009 15:15)
Milay be le sentiment n' le namorona fa tokony havoaka ilay hira izay misy
Rahamison Hasina ( 20/09/2002 19:01)
Tarika iray niforona tany amin'ny taona 1982 tany ho any, tao amin'ny Lycée Gallieni.
Nijanona tsy nihira nohon'ny fiampitan'ny mpikambana sasany hipetraka any ampitan-dranomasina.
Efa nisy mpikambana roa koa nodimandry, dia i Zouzou (filohan'ny tarika) sy i Fano (mpihira)
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7337