IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

Envoyé par Mampionona0912
28/02/2019 09:25
Les chansons de IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka 48 Cliquer ici
Visites : 1884
Préférés : 1 J'aime

Plus d'info

("IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka" Seha-pitaizana Mpihira Fifohazana)
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesoa Kristy. Ny Seha-pitaizana Mpihira IRAFIA dia sehatra iray ao anatin'ny Sampana Fifohazana eo anivon'ny fiangonana FJKM Ambohibao Antehiroka,niorina ny taona 2018, izay ahitana ny sokajin-taona rehetra na ankizy na tanora eny fa ny lehibe koa. Fitoriana filazantsara amin'ny alalan'ny hira noho izany no tena imasoana amin'ny maha Seha-pitaizana Mpihira ny fikambanana. Indro ary hatolotra sy zaraina amintsika eto ny tononkira mba hahafahantsika miombom-peo sy fanahy ka ho vava iray ihany no ho entitsika hanambara ny fiderana ilay Mpahary.

"Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra. Amen"

Commentaires sur IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

Aucun commentaire

Les chansons de IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka (48)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2994