You are here: home > Tononkira > Ny Nanahary

HARIVARIVA (Ny Nanahary)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-nanahary/harivariva

Harivariva izany andro
Lasa nody ilay masoandro
Injany any ho any heno manako
Feom-borokely mitomany samirery

Rivo-tsoa mitsoka malefaka fitopa
No manjotsirotsy ny voTsiky dia ampyahary manontolo
Volana baliaka hita manjopiaka
No manerana eny mandrvaka ny tany

Harivariva izany andro
Lasa nody ilay masoandro
Injany any ho any heno manako
Feom-borokely mitomany samirery

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Nanahary
Mpamaky : 3090
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 18/10/2006 22:51:02
ID : 3949

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo