You are here: home > Tononkira > Ny Nanahary

HISARAKA (Ny Nanahary)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-nanahary/hisaraka-1

Hisaraka, hifandao tsy ho ela akory
Eny tsy ho ela mandrapihaona tsy ho doria
Ka raha tomany sombinaiko, tsy ho ela
Mahandrasa! mahandrasa fa mbola hihaona

MandrapihaonaTsiky dia ampy, fafao ny ranomaso
Aza manadino ry tsy foiko, mahereza!
Amin’ny alina iny tsarovy, tadidio
’Reo hira, hirahira fa mbola hihaona

Ireo sangisangy sy ’reo kalo fahiny
Tsarovinao, aza kivikivy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Nanahary
Mpamaky : 2683
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 05/05/2007 16:13:31
ID : 4402

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo