IANAO (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ela qtooqeb izay tsy nihaonana
Nisaran-toerana izaho sy ianao
Ankehitriny dia mifankahita
Ela izay tsy nihaonana
Ref. bubo tononkira.serasera.org Ianao ankehitriny
Ianao mandrakizay
No hany iangotingotiana
Sy itositosiana
2. Dia ny volana sy kintana
No hany teto mba sezdnp sakaizako
Nefa tsy nety ho eto anilako
Ny volana sy ny kintana
Ny Nanahary et Vola sy Noro
Nisaran-toerana izaho sy ianao
Ankehitriny dia mifankahita
Ela izay tsy nihaonana
Ref. bubo tononkira.serasera.org Ianao ankehitriny
Ianao mandrakizay
No hany iangotingotiana
Sy itositosiana
2. Dia ny volana sy kintana
No hany teto mba sezdnp sakaizako
Nefa tsy nety ho eto anilako
Ny volana sy ny kintana
Ny Nanahary et Vola sy Noro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3934
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/05/2007 18:28
