Hevitra momba an'i Ny Nanahary

Hiverina amin'ny Ny Nanahary Hampiditra hevitra
annyaubi ( 09/04/2020 14:48)
Tena vakoka sy kanto mahafinaritra mihintsy, ny hiran'ny tarika fa sao mba manana an'ilay hira MENALAMBA iny ianareo ?
Misaotra mialoha @ zay mamaly, siora !
Bafota ( 29/12/2007 20:13)
NY NANAHARY dia tena kanto mihotra noho ny kanto,tsy ho levona mandrakizay
lemenakely ( 13/05/2007 22:30)
ODOIE... ORERA ! hira nalàza dia nalàza tokoa t@ fiatombohan'ny taona 90 .Asa raha misy azy ity ao @ RVG fa dia atolotro ho fahatsiarovana ho an'izay nahatadidy ary ho an'izay tsy mbola naheno sy nahita ny tonony ihany koa .Somary lava ilay hira fa dia mahafinaritra tokoa !
nifolo ( 22/08/2006 19:24)
isaorana be dia be ny tarika NY NANAHARY noho ireo lova navelany
.Mpanakanto ambony izay maro mpankafy.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5892