AZA KIVY (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sol (G)
AZA KIVY
1 – Fa hoy ny Tompo hoe, avia ianareo
Izay miasa fatratra, sy izay mavesatra entana
Ento mba ho eo Aminy, Izay olana eo aminareo
Raha sendra misy fijaliana e, Izy hampahery anao
Hanome ny fifaliana
(2x)
Ouououou Izy anie ka sfmdxf be fitia e
Afaka mamaha ny olam-piainana ety
Tsy iza izany fa ny Tompo Jesosy Kristy tononkira.serasera.org e
Ilay zanak'Andriamanitra nidina tety
(2x)
2 – Raha sendra ady mahamay, aza dia mamoy fo
Aoka tsy hiverin-dalana na hiraviravi-tanana, aza kivy mandrosoa
Raha toa ka ory enao hampiany, raha malahelo ianao tsy hariany
Jesosy Tompo efa nandresy izao tontolo qobtzsgn izao
Mbola hampandresy anao
Izy anie nanolotra ny Ainy ee
Tsy mbola vitan'izany fa nalatsany ny Ràny
Tao ny eso sy ny latsa nampiseto sy tomany
Mbola fitiavana daholo nomeny antsika izany (2x)
Jesosy anie ka tia anao, aza kivikivy izany
Izy hampandresy anao mandrosoa aukbnsp hatrany hatrany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny FaniloVangy : 1295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ChristianMahefa
Daty : 05/06/2024 09:17