Commentaires sur Ny Fanilo

Revenir à Ny Fanilo Ajouter un commentaire
lunja ( 02/02/2009 08:21)
njaka 02/02/2009 10:15
Mahafinaritra ahy ny fitorinareo ny filazantsara fa mahereza am asan ny tompo
nah ( 02/11/2005 09:26)
hitory ny filazantsara no tena masaka ao antsin'ity tarika iray ity, araka izany dia miara-miasa @ izay rehetra mila azy ny tarika. Tanora avokoa ny mpikambana ao. Efa namoaka VCD 1 ary eo am-panomanana ny VCD 2 ry zareo izao. Asa aloha ny anareo fa ny ahy dia ny hira ba-gasy no tena ankafizako azy é, tena manavanana azy mihintsy mantsy io gadona iray io. Mahafatifaty daholo ny vehivavy ao indrindra fa i Salohy sady vao afaka BAC teo izy (2005)
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.186