You are here: home > Tononkira > Antsafi

asandratray (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/asandratray

Asandratray e! Ho Anao ry Ray
Anio mandrakizay, ny feo sy ny hira, antema vao
Ho ftononkira.serasera.orgiderana Anao
Ka handeha hifaly e! hiravo koa
Hanezaka tokoa
Hanandra-peo hoe: haleloia ho an’Andriamanitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 518
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 27/11/2015 19:16:00
ID : 7692

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo