KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Nampiditra daryprod
27/07/2016 13:41
Hiran'i KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena 76 Jereo eto
Vangy : 1931
Mpankafy : 1 Ankafizo
Ny KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena dia antokom-pihiram-pivavahana miorina ao amin'ny FLM Ambohimena Antsirabe. Fileovana Ambohimena ary Fitandremana Ambohimena. Amin'ny maha KTLM azy, ny Tsanta Fitoriana dia mitory ny tenin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hira. Tsy ny hira ara-pilazantsara ihany anefa no ataon'ny Tsanta Fitoriana fa ao koa ny talenta hafa toy ny vako-drazana sy ny tantara an-tsehatra.

Hevitra momba an'i KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena (76)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4218