AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)

Nampiditra HANITRYNYLANITRA
11/04/2017 11:43
Hiran'i AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra) 82 Jereo eto
Vangy : 2682
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra) dia zana-tsampana ao amin'ny STK FJKM Morarano Fiderana(Synoda-paritany Antananarivo Atsimo). Niorina tamin'ny taona 1968. Ny teny fanevany dia ilay andian-tsoratra Masina hoe : "Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa", Sal 104:33.

Hevitra momba an'i AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)

Rahony (26/12/2018 11:16)
Miarahaba tompoko
Misy hira vitsivitsy efa voalaza fa tafiditra ary efa hita ao anatin ireo lisitry ny hira vso tonga.
Anefa rehefa mijery any amin ny application tononkira malagasy amin izay dia tsy hita ao mihintsy ilay hira. Afaka mahazo fanazavana ve tompoko.mankasitraka

Hiran'i AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra) (82)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825