ANDEHA HO ANY BETLEHEMA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Andeha andeha ho any Betlehema
Andeha hitsaoka ilay Mesia
Azo izao ny famonjena
Voavonjy ny Mpania
Andeha andeha ho any Betlehema
Ny entam pahotana mba ario
Ny avonavom po dpkxbwqr avelao
Vao tonga io zaza io
Nietry tena ho anao
Fanandrata tena mba obcsoipa fadio
Tranon omby mahonena re
Tsy cjoizb nolaviny tokoa tokoa
Tsy fandavan tena ve
Tao ny Tompo lehibe
No teraka ho antsika re
Andeha hitsaoka ilay Mesia
Azo izao ny famonjena
Voavonjy ny Mpania
Andeha andeha ho any Betlehema
Ny entam pahotana mba ario
Ny avonavom po dpkxbwqr avelao
Vao tonga io zaza io
Nietry tena ho anao
Fanandrata tena mba obcsoipa fadio
Tranon omby mahonena re
Tsy cjoizb nolaviny tokoa tokoa
Tsy fandavan tena ve
Tao ny Tompo lehibe
No teraka ho antsika re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 23/12/2018 16:27
