AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)

Envoyé par HANITRYNYLANITRA
11/04/2017 11:43
Les chansons de AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra) 82 Cliquer ici
Visites : 2877
Préférés : 0 J'aime

Plus d'info

Ny AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra) dia zana-tsampana ao amin'ny STK FJKM Morarano Fiderana(Synoda-paritany Antananarivo Atsimo). Niorina tamin'ny taona 1968. Ny teny fanevany dia ilay andian-tsoratra Masina hoe : "Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa", Sal 104:33.

Commentaires sur AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)

Rahony (26/12/2018 11:16)
Miarahaba tompoko
Misy hira vitsivitsy efa voalaza fa tafiditra ary efa hita ao anatin ireo lisitry ny hira vso tonga.
Anefa rehefa mijery any amin ny application tononkira malagasy amin izay dia tsy hita ao mihintsy ilay hira. Afaka mahazo fanazavana ve tompoko.mankasitraka

Les chansons de AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra) (82)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0123