ANIO INDRAY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Anio indray no ahatsiarovanay
Nomenao ny finoana Anao
Notehiriziko tononkira.serasera.org ato anatiko
Ilay anjarako vatolampy hiorenako
2-Anio indray no hamerenanay
Ny famaliana ny antsonao
Tsy bggndt ho laviko hankatoaviko
Reharehako izay no fifaliako
3-Anio indray no anavaozanay
Fifanekena ny Taminao
Ho tsarovako xeakgxx hamafisiko
Hifikirako toky hifaharako
Fiv : Eny ry Tompo jereo izahay
Tano hanompo sao variana indray
Tohano tsara hahay hanambara
Ilay famonjena wrjkz niantsoanao ahy
Dia ilay famonjena nameno fanahy
Nomenao ny finoana Anao
Notehiriziko tononkira.serasera.org ato anatiko
Ilay anjarako vatolampy hiorenako
2-Anio indray no hamerenanay
Ny famaliana ny antsonao
Tsy bggndt ho laviko hankatoaviko
Reharehako izay no fifaliako
3-Anio indray no anavaozanay
Fifanekena ny Taminao
Ho tsarovako xeakgxx hamafisiko
Hifikirako toky hifaharako
Fiv : Eny ry Tompo jereo izahay
Tano hanompo sao variana indray
Tohano tsara hahay hanambara
Ilay famonjena wrjkz niantsoanao ahy
Dia ilay famonjena nameno fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2009
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hanitrynylanitra
Daty : 09/07/2019 10:40
