Andao hidera (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

1-Injany misy feo manako fatratra
Miantso any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa

Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izTsiky dia ampyao ny atson’i Tsitoha
Izay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Koa handao hidera hanao hoe: Amen!

2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re

Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 1161
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 16/05/2017 20:49:14
ID : 9520

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo