Andriamanitro ianao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Ny fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry hijoro
Toa kecs manda ratsy hbgut fototra hikoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny rwvak tononkira.serasera.org hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
Ny fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry hijoro
Toa kecs manda ratsy hbgut fototra hikoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny rwvak tononkira.serasera.org hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2358
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:51
