Anjely marobe (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra kenklrlt ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza ho qahcv Anao ry tononkira.serasera.org Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny hkkrs olona hankasitrhana
HALELOIA
Voninahitra kenklrlt ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA
Dera laza ho qahcv Anao ry tononkira.serasera.org Zanak’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao
Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny hkkrs olona hankasitrhana
HALELOIA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2345
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 22:21
