AVELAO (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kororohinao ny heloky ny lasa
Dia karohinao hovàna ny taloha
Ny fandraofan-drano raraka tsy asa
hahasoa ka ivadihana ati-doha
Avelao fa tena tsy azo atao
Ny mamoha fota-mandry
Efa fantatrao
Avelao izay taloha fandrao
Holotoiny eo ny ampitso vaovao
Fa ny lasanao anie anao irery
Ny lnhckq omaliko tsy misy anjaranao
Ny fitanisàna izany fotoam-bery
Tsy izay hahasoa antsika ve no atao
Avelao...
Ndeha heverintsika hoe manomboka eto
Vao nateraka indray izaho tononkira.serasera.org sy ianao
Nifanandrana jkiva ynwfx ho eo ny hehy sy sento
Ny lonjonin-dromoromo tsy ho ao
Avelao...
Tonony sy feony: Bessa
Arrangement: Harry
Dia karohinao hovàna ny taloha
Ny fandraofan-drano raraka tsy asa
hahasoa ka ivadihana ati-doha
Avelao fa tena tsy azo atao
Ny mamoha fota-mandry
Efa fantatrao
Avelao izay taloha fandrao
Holotoiny eo ny ampitso vaovao
Fa ny lasanao anie anao irery
Ny lnhckq omaliko tsy misy anjaranao
Ny fitanisàna izany fotoam-bery
Tsy izay hahasoa antsika ve no atao
Avelao...
Ndeha heverintsika hoe manomboka eto
Vao nateraka indray izaho tononkira.serasera.org sy ianao
Nifanandrana jkiva ynwfx ho eo ny hehy sy sento
Ny lonjonin-dromoromo tsy ho ao
Avelao...
Tonony sy feony: Bessa
Arrangement: Harry
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 6800
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:02
