Tsapako (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako ato am-poko
Tsapako misoko
Teny mieloelo
Tsiambaratelo
Atokako ho anao
Ny eritreritro cniz tpsmuj anefa toa mamaly
Leon’ ny wkmo andro omaly feno jaly
Mikosoka tononkira.serasera.org ny vita
Mangovitra ny molotro
Manolatra fitia ny ato am-poko
Efa very ny andro lasa
Tsy ho tsaroana
Ho hadinoina
Lalan-kafa vaovao
No tiako iarahana aminao
Tsapako ato am-poko...
Tsapako misoko
Teny mieloelo
Tsiambaratelo
Atokako ho anao
Ny eritreritro cniz tpsmuj anefa toa mamaly
Leon’ ny wkmo andro omaly feno jaly
Mikosoka tononkira.serasera.org ny vita
Mangovitra ny molotro
Manolatra fitia ny ato am-poko
Efa very ny andro lasa
Tsy ho tsaroana
Ho hadinoina
Lalan-kafa vaovao
No tiako iarahana aminao
Tsapako ato am-poko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 6774
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ng Guim Hong
Daty : 08/01/2004 12:08
