Aza hilaozanao (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hilaozanao ny trano
Masoko manganohano
Miangavy anao mba hiverina
Aza hilaozanao ny ankizy
Mitady anao ambozizy
Mitadidy mitamberimberina
Aza hilaozanao ny lasa
Fa ny zavatra voakasa
Mbola vitsy no efa vita
Aza hilaozanao ny ho avy tononkira.serasera.org
Efa antsika mianakavy
Angamba mety tsy ho tafita
Aza hilaozanao ny alika
Miandry ny tananantsika
Amin’izao alpvd lohataona izao
Aza hilaozanao mkxe ny toky
Voatahiry anaty boky
Misy sora-tananao
Aza hilazanao ry aiko
Sy izay rehetraretra tsy aiko
F’ianao no mpibaiko anay
Aza hilaozanao zahay
F’ianao mandrakizay
No hany tena havanay
bqxpmsjs
Masoko manganohano
Miangavy anao mba hiverina
Aza hilaozanao ny ankizy
Mitady anao ambozizy
Mitadidy mitamberimberina
Aza hilaozanao ny lasa
Fa ny zavatra voakasa
Mbola vitsy no efa vita
Aza hilaozanao ny ho avy tononkira.serasera.org
Efa antsika mianakavy
Angamba mety tsy ho tafita
Aza hilaozanao ny alika
Miandry ny tananantsika
Amin’izao alpvd lohataona izao
Aza hilaozanao mkxe ny toky
Voatahiry anaty boky
Misy sora-tananao
Aza hilazanao ry aiko
Sy izay rehetraretra tsy aiko
F’ianao no mpibaiko anay
Aza hilaozanao zahay
F’ianao mandrakizay
No hany tena havanay
bqxpmsjs
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vola sy NoroVisites : 14380
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nana
Date : 24/08/2004 06:14
