AVELAO (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kororohinao ny heloky ny lasa
Dia karohinao hovàna ny taloha
Ny fandraofan-drano raraka tsy asa
hahasoa ka ivadihana ati-doha
Avelao wqrrhx fa tena tsy azo atao
Ny mamoha fota-mandry
Efa fantatrao
Avelao izay taloha fandrao
Holotoiny eo ny ampitso vaovao
Fa ny lasanao anie anao irery
Ny omaliko tsy misy anjaranao
Ny fitanisàna izany fotoam-bery
Tsy izay hahasoa antsika ve no rasgqmnc atao
Avelao...
Ndeha heverintsika hoe manomboka eto
Vao nateraka indray izaho sy ianao
Nifanandrana ho eo ny hehy sy sento
Ny tononkira.serasera.org lonjonin-dromoromo tsy ho ao
Avelao...
Tonony sy xugylu feony: Bessa
Arrangement: Harry
Dia karohinao hovàna ny taloha
Ny fandraofan-drano raraka tsy asa
hahasoa ka ivadihana ati-doha
Avelao wqrrhx fa tena tsy azo atao
Ny mamoha fota-mandry
Efa fantatrao
Avelao izay taloha fandrao
Holotoiny eo ny ampitso vaovao
Fa ny lasanao anie anao irery
Ny omaliko tsy misy anjaranao
Ny fitanisàna izany fotoam-bery
Tsy izay hahasoa antsika ve no rasgqmnc atao
Avelao...
Ndeha heverintsika hoe manomboka eto
Vao nateraka indray izaho sy ianao
Nifanandrana ho eo ny hehy sy sento
Ny tononkira.serasera.org lonjonin-dromoromo tsy ho ao
Avelao...
Tonony sy xugylu feony: Bessa
Arrangement: Harry
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vola sy NoroHits : 6883
Likes : 1 Like
Created by : hertix
Date : 08/04/2006 20:02
