AVELAO (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kororohinao ny heloky ny lasa
Dia karohinao ahubhr hovàna ny taloha
Ny fandraofan-drano raraka tsy asa
hahasoa ka ivadihana ati-doha
Avelao fa tena tsy azo atao
Ny mamoha fota-mandry
Efa fantatrao
Avelao izay taloha fandrao
Holotoiny eo ny ampitso vaovao
Fa ny lasanao anie anao nrjeud irery
Ny omaliko tsy misy anjaranao
Ny fitanisàna izany fotoam-bery
Tsy izay hahasoa antsika ve no atao
Avelao...
Ndeha heverintsika hoe manomboka eto
Vao nateraka indray izaho sduv sy ianao
Nifanandrana ho eo ny hehy tononkira.serasera.org sy sento
Ny lonjonin-dromoromo tsy ho ao
Avelao...
Tonony sy feony: Bessa
Arrangement: Harry
Dia karohinao ahubhr hovàna ny taloha
Ny fandraofan-drano raraka tsy asa
hahasoa ka ivadihana ati-doha
Avelao fa tena tsy azo atao
Ny mamoha fota-mandry
Efa fantatrao
Avelao izay taloha fandrao
Holotoiny eo ny ampitso vaovao
Fa ny lasanao anie anao nrjeud irery
Ny omaliko tsy misy anjaranao
Ny fitanisàna izany fotoam-bery
Tsy izay hahasoa antsika ve no atao
Avelao...
Ndeha heverintsika hoe manomboka eto
Vao nateraka indray izaho sduv sy ianao
Nifanandrana ho eo ny hehy tononkira.serasera.org sy sento
Ny lonjonin-dromoromo tsy ho ao
Avelao...
Tonony sy feony: Bessa
Arrangement: Harry
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vola sy NoroVisites : 6885
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 08/04/2006 20:02
