Hodian-tsy hita ve? (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana efa hita
Niarahana niampita
Ny be zay efa vita
Hodian-tsy hita ve?
Ny toky zay nomena
Ny dina nifanekena
Ny mafy noresena
Hodian-tsy hita ve?
Réf:
Kanefa ataoko kwbzoc ahoana
No hikosoka sy hanafoana
Ny zava-drehetra efa nisy
Eny sarotr’ tononkira.serasera.org izany indrisy
Ny rakitry ny omaly
Niarahana nifaly
Ny ckye sento nifamaly
Hodian-tsy hita ve?
Ny ora nifaliana
Ny toera-nilasiana
Ny andrompihafiana
Hodian-tsy hita ve?
Réf
La la la la la
Hodian-tsy hita ve e?
La la la ltye la la la
Hodian-tsy hita ve e?
Réf:
Niarahana niampita
Ny be zay efa vita
Hodian-tsy hita ve?
Ny toky zay nomena
Ny dina nifanekena
Ny mafy noresena
Hodian-tsy hita ve?
Réf:
Kanefa ataoko kwbzoc ahoana
No hikosoka sy hanafoana
Ny zava-drehetra efa nisy
Eny sarotr’ tononkira.serasera.org izany indrisy
Ny rakitry ny omaly
Niarahana nifaly
Ny ckye sento nifamaly
Hodian-tsy hita ve?
Ny ora nifaliana
Ny toera-nilasiana
Ny andrompihafiana
Hodian-tsy hita ve?
Réf
La la la la la
Hodian-tsy hita ve e?
La la la ltye la la la
Hodian-tsy hita ve e?
Réf:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 7457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vola
Daty : 17/02/2005 14:45
