Aza dia miniana (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatrao mihitsy angamba
Ny fitiavako anao ?
Isan’andro ny fiainako tononkira.serasera.org
Tsaroako misy banga
Raha tsy eo anilanao.

Averiko eto indray izao :
Tsy miova sanatria
Ny foko tia anao.
Tsy misy hahavono
Mety hahasolo ny anaranao.
Omeko tsy voafetra
Ho anao irery ny fitiavako.
oh oh oh
Aza dia miniana
Handositra ny tavako !

Indraindray mantsy tsy tsaroanao
Mankararirary fo ny teninao.
Hany heriko aleoko dia ifrb mangina
Tsy mamaly anao.
Nohon’ ny zavatra tsy misy wlgat ve hinoako
Hahafaty ny fitia izay nokoloiko
Ka ny resaka sy tsaho ombieny ombieny
No handaozako anao fgfur ?

Averiko...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 25073
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2002 14:32
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109