You are here: home > Tononkira > Vola sy Noro

Fa niova ianao (Vola sy Noro)

Fa niova ianao, tsy tahak’izao
Taloha teny soa, teny mamy no nataonao
Nefa izao, toa fahavalonao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao

Fiverenana : Lany ve sa efa ritra ny fitia ?
                   Maty ve irony dina natao ho doria
       tononkira.serasera.org            Tsy tsara ve raha toa ka veloma no hatao
                   Toy izay hijaly tsy misy fitia tahaka izao

Ny fiainako natokako ho anao
Ny fitiavako efa nomeko ho anao
Fa niova ianao, tsy tahak’izao
O!o!o! sahinao lotoina ny voady izay natao

Fiverenana, ........

Mpihira : Vola sy Noro
Mpamaky : 7598
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Narihe
Tamin'ny : 03/12/2003 10:02:56
ID : 2155

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo