Antso (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSO
1. Ekeko izao ny antsonao rhzfnc ry Rainay Masina
Izay mibitsika ao anatiko
Tsy hieritreritra aho ny mbola handa anao tokoa
Inty aho fa hanaiky ho anao
Fiv: Ka indro Ianao ry Ray namela tononkira.serasera.org ny heloko
Nanolotra ho anay fanati-tsitrapo
Jesosy zanakao, 'lay mendrika tokoa
Ka raiso anjakao mba ho anao
2. Nandalo ady sarotra sy ditraditra koa
Ny fiainako sy izay mikasika xwuuikz ahy
Apetrako aminao Jesosy tia pafoev anay tokoa
Atolotro anao re eram-po
Fiv: Ka indro Ianao ry Ray .........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM ItaosyVangy : 2215
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tahiry_izy
Daty : 30/06/2015 09:36